Entrée mandrovitra (rovitra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa
Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy [1.1]
Explications en anglais To tear, to rend (fabrics, paper, etc.) [1.7]
Explications en français Déchirer du tissu, du papier, etc. [1.8]
Exemples Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina. [2.470]
Morphologie 
Présent : mandrovitra
Passé : nandrovitra
Futur : handrovitra
Impératif : mandrovita
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20