Entrée mandrombotra (rombotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misintona ka mandrovitra na mandrombina: Itỳ fantsika itỳ no nandrombotra ny lambanao. / Avy ilay alika dia nandrombotra ny akanjony [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mandrombotra
nandrombotra
handrombotra
mandrombota

Mis à jour le 2010/05/14