|
|
|
|

Entrée1  mandrombaka
Radical  2  rombaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Maka haingana sy an-kery: Tonga izy dia nandrombaka ny hena teny an-tanako
5  Manapaka tenin' olona, mitsaraingona, mitsatsaingoka: Aza mandrombaka ny tenin' ny sasany [1.1]
Explications en anglais  6  to snatch away [1.7]
Explications en français  7  prendre par la force, saisir [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Mis à jour le 2023/01/20