Entrée mandroaka (roaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miambim-biby ka manaraka avy ato aoriana: Mandroaka omby
¶ Manosika handeha hihataka, hivoaka: Mandroaka akoho
¶ Manery hiala, manesotra: Mandroaka mpiasa
¶ Manao sesi-tany: Nandroaka ilay nihinam-bolam-bahoaka ny fanjakana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to drive away, to expel
¶ to drive a herd [Hallanger 1973]
Définition française expulser, chasser
¶ pousser un troupeau devant soi [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandroaka
nandroaka
handroaka
mandroaha
Citations 

2013/03/31