| Entrée (1/2) | 1 mandrindra |
| Radical | 2 rindra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandahatra, mandamina, mandanto: Mandrindra ny fandaharam-potoana Mampifanaraka, mamitrana: Mandrindra ny fifankatiavana [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to set in order, to arrange; to reconcile [1.7] |
| Explications en français |
6 arranger, mettre en ordre; réconcilier [1.8] |
| Exemples |
7 manahirana ny mandrindra ny fiainana an-tanàn-dehibe ifanotofan' ny olona.
[2.445#]
8 Indraindray dia mila manao izany hatrany mandrindra ny adiny iray na mahery ianao. [2.424#] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 13 mandrindrà |
| Radical | 14 rindra |
| Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mandrindra [Liste complète] |
| Explications en malgache |
16 [1.1] |
| Anagrammes | 17 mandrindra, mandrindrà |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|