Entrée | 1 mandrefy |
Radical | 2 refy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mijery misy refy firy ny halavan' ny zavatra iray 5 Mamantatra ny halavan' ny zavatra iray. [1.1] |
Exemples |
6 Manontany tena ihany aho indraindray raha hahavita mandrefy ny elanelana misy amin' ireo isika. [1.369#] 7 Tokony ny dokotera na mpiasan'ny fahasalamana izay afaka mandrefy ny fihenjanan'ny maso tsindraindray no manome ny fatrany. [2.424#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot mandrefy |
Mis à jour le 2023/09/08 |