Entrée (1/2) | 1 mandratra |
Radical | 2 ratra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 manimba [Tambahoaka, Tanala]
[1.78] 5 Manisy na mamely olona amin-java-maranitra ka mahatonga azy hanana fery: Esory io vy maranitra io sao mandratra ny zanakao 6 Mampitondra alahelo: Nanao teny nandratra ny fony ianao 7 Mahatonga fahavoazana, mampahita loza, mamohehatra, mampidi-doza: Tandremo fandrao mandratra anao io ady any amin' ny fitsarana io 8 Manimba, mahatonga fatiantoka: Nanahy ihany izy sao handratra azy ilay vahiny nampiantranoiny tao aminy [1.1] |
Explications en anglais |
9 to hurt, to wound, to injure [1.2#504] |
Explications en français |
10 blesser, meurtrir, déchirer, égratigner: Esory ireo hazo ireo, sao mandratra (Enlevez ces bois, de peur qu'ils ne blessent quelqu'un) 11 gâter des fruits, déparer quelque chose 12 Figuré: exposer à un malheur: Tandremo fandrao mandratra anareo io ady io (Prenez garde que ce procès ne vous soit funeste) [1.3#515] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 18 mandratrà |
Radical | 19 ratra |
Partie du discours | 20 impératif du verbe actif mandratra [Liste complète] |
Explications en malgache |
21 [1.1] |
Explications en français |
22 [1.3#515] |
Anagrammes | 23 andratram, mandratra, mandratrà |
Mis à jour le 2023/01/20 |