Entrée (1/3) | 1 mandrandrana |
Radical | 2 randrana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamboatra ny volo lavan' ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an' ila [1.1] |
Explications en anglais |
5 to plait, to twist. [1.2] 6 to braid [1.7] |
Explications en français |
7 tresser [1.8] |
Exemples |
8 Ny tovolahy matanjaka "voromahery" mandeha maka hazondahy any an' ala, fa ny vehivavy kosa mandrandrana bokona hasy hapetaka amin' ny lohan' ny zaza sy ny reniny. [2.606#] |
Vocabulaire |
9 Coiffures |
Morphologie |
|
Entrée (2/3) | 14 mandrandraña |
Partie du discours | 15 adjectif |
Explications en malgache |
16 mivaivay [Tambahoaka]
[1.78] |
Explications en français |
17 ardent [Tambahoaka]
[1.78] |
Entrée (3/3) | 18 mandrandràna |
Radical | 19 randrana |
Partie du discours | 20 impératif du verbe actif mandrandrana [Liste complète] |
Explications en malgache |
21 [1.1] |
Explications en français |
22 [1.3] |
Anagrammes | 23 anandrandram, andrandranam, manandrandra, manandrandrà, mandrandràna, mandrandraña, mandrandrana |
Mis à jour le 2023/01/20 |