| Entrée | 1 mandrafy |
| Radical | 2rafy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4Mankahala, manao ho fahavalo.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5to oppose one in one's mind, but not to resort to open quarrel..
[1.2] 6to hate, to be jealous of; to rival. [1.7] |
| Explications en français |
7haïr, jalouser; être rival de.
[1.8] |
| Exemples |
8 fa isika tsy mandrafy olona tsy miady amintsika.
[2.366#]
9 ary ivaroty tsara fa aza mandrafy olona tsy miady amin' ny tena. [2.366#] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 14 Emotions |
| Anagrammes | 15 famindra, 16 mafandry, 17 mandrafy |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|