Entrée mandina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandin' ny tsemboka ny tarehiny
Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Mitovy hevitra: malaholaho ~ malamalama ~ malambolambo ~ malandilandy ~ mamirapiratra ~ mangilatra ~ mangilohilo ~ mihilontrilona ~ mihilotrilotra ~ mililotra ~ minendonendo [1.1]
Explications en français Lisse, poli, uni, lustré, luisant, qui a la peau ou le poil lisse [1.3]
Dérivés 
 
Synonymes mandimandina
Mots composés 
Proverbes 

Entrée mandina (dina)
Partie du discours verbe actif
Explications en anglais  [Provincial] To cut a piece off [1.2]
Morphologie 
Présent : mandina
Passé : nandina
Futur : handina
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/07