|
|
|
|

Entrée1  mandimby
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  dimby
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  11  [1.1] Mitana ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy: Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drainy
Manolo, avy eo aoriana: Ny alina mandimby ny andro
Explications en anglais  12  [1.2, 1.7] to succeed
13  [1.2] to substitute, to take the place of
14  [1.7] to replace
Explications en français  15  [1.8] remplacer, succéder à
Exemples  16  [2.588#] ovan'ny taranako hatramin'ny taranaka fara mandimby.
17  [1.436#] Koa dia hianareo roalahy no mandimby ahy arak' izany.
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot mandimby

Anagrammes  19  mandimby, nadimbim, nambidim

Mis à jour le 2025/08/10