Entrée mandevina (levina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy
¶ Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to bury [Hallanger 1973]
Définition française ensevelir, enterrer [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandevina
nandevina
handevina
mandevena
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/09/07