Entrée mandevilevy (levilevy (levy))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary
Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko
Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra
Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy [1.1]
Explications en anglais To threaten, to scold [1.7]
Explications en français Gronder, gourmander [1.8]
Exemples Fa tonga vereza faty, Ka mandevilevy ny àty. [1.437]
Morphologie 
Présent : mandevilevy
Passé : nandevilevy
Futur : handevilevy
Impératif : mandevileve

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20