Entrée (1/2) | 1 mandefona |
Radical | 2 lefona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manatsatoka lefona [1.1] |
Explications en anglais |
5 to spear [1.7] |
Explications en français |
6 sagayer [1.8] |
Exemples |
7 mandefona ny foko hatramin' ny hira mahafinaritra sy ma-miko lahy! [2.499#] 8 Fanaon'io zanany io hono ny mampilalao ny olona " manao kivoaivoay " ka mahafinaritra azy ny mandefona ny olona ao anaty rano! [2.508#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mandefona |
Entrée (2/2) | 15 mandefòna |
Radical | 16 lefona |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mandefona [Liste complète] |
Anagrammes | 18 andefonam, mandefòna, mandefona |
Mis à jour le 2023/10/04 |