| Entrée | 1 mandatsaka |
| Radical | 2latsaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara Rakoto.
5Mampirotsaka: Efa mahay mandatsaka orana ankehitriny ny olo-mahay. 6Mampiditra... ho tonga, hiana-draharaha: Mandatsaka ny zanany ho mpanefy firavaka izy. 7Mampihena: Tsy afaka mandatsaka ny vidin' ny tranoko aho. 8Mandetsy. 9Manatody: Vao avy nandatsaka Ikalamainty iny voahitsaky ny fiarakodia iny.. [1.1] |
| Explications en anglais |
10to lay down, to put down, to let fall, to put in.
11fig. to flatter, to coax, to blandish, to wheedle, to impose on. [1.2] 12to cast down; to put down, to lay in place. [1.7] |
| Explications en français |
13faire tomber; poser des briques, etc; enrôler.
[1.8] |
| Exemples |
14 Ny atsy, vara-mipoaka mandatsaka aina
[1.300#]
15 Ary latsadrakitra, dia nosoratana ny mandatsaka ariary noho miakatra. [2.59#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 208 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 21 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|