Entrée mandampatra (lampatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manatsotra ny tongotra ka mahakasika olona: Aza mandampatra any amin' ny zokinao ianao fa mikisaha [1.1]
Morphologie 
Présent : mandampatra
Passé : nandampatra
Futur : handampatra
Impératif : mandampara

Mis à jour le 2023/01/05