|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandainga
Radical  2  lainga
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Tsy milaza ny marina, milaza zavatra diso ho marina, mamitaka amin' ny tsy filazana ny marina; manao marina tsy to: Ny tahotra matetika no mahatonga ny ankizy handainga ~ Loza raha handainga io vehivavy io
5  (mizana, famantaranandro) Tsy manondro ny marina fa mihoatra na latsaka no lazainy; diso: Mandainga ny famantaranandro izany; andro efa amin' ny 11 ka lazainy fa vao amin' ny 9 sy sasany ~ Ario any io mizana io fa mandainga
6  Mahatonga ho diso, mamitaka, manodoka: Mandainga indraindray ny maso [1.1]
Explications en anglais  7  to lie, to tell a falsehood; to leave a promise unfulfilled [1.2]
8  to lie, to be deceitful [1.7]
Explications en français  9  mentir, être faux [1.8]
Exemples  10  mandainga tsotra izao! [2.928#]
11  Izaho tsy mba mandainga! [2.298#]
12  tsy misy mahalala fahasitranana, fa mandainga ny mpisikidy manao hoe "mahay aho", kanjo izy hifetsy ny harian'olona - hoy ity Rangahy mpisikidy. [2.48]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Analogues  17  manao marina tsy to>
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot mandainga

Entrée (2/2)20  mandaingà
Radical  21  lainga
Partie du discours  22  impératif du verbe actif mandainga [Liste complète]
Explications en malgache  23  [1.1]

Anagrammes  24  andaingam, idanganam, mandainga, mandaingà, midangana, nangadiam

Mis à jour le 2023/01/20