|
|
|
|

Entrée1  manavina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  avina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy
Explications en anglais  10  [1.2] to go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry.
Exemples  11  [2.285#] Tonga manavina any aminy matetika Rajohnson, ka manontany izay fara-heviny, nefa tsy hita hantenaina, tsy Iasa hafoy, fa andrasan-dava izao.

Anagrammes  12  mañavañy, manavina, manivana, namavany, nanaviam

Mis à jour le 2025/08/10