Entrée | 1 manavesatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 vesatra |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao |
Explications en anglais |
9 [1.7] to weigh down |
Explications en français |
10 [1.8] mettre un fardeau sur |
Exemples |
11 [2.499#] Fantany fa tsaratsara kokoa ny namela ny ranomaso hikoriana, hanamaivamaivana izay manavesatra ny fo. 12 [2.472] Ary izany vokatry ny fahantran' ny tena amin' ny hafa izany, vao mainka koa manavesatra ilay entana efa entin' ny tena. |
Autres orthographes | 13 mamesatra |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot manavesatra |
Anagrammes | 15 mañavaratse, manavesatra |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |