|
|
|
|

Entrée1 manavao
Radical  2vao
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Manolo hafa: Manavao mpiasa, hono, io tranombarotra io.
5Manamboatra ho tonga tahaka ny vaovao: Nahay izay nanavao ity trano itỳ.
6Mamerina indray: Tsy nety nanavao ilay fanekena intsony Rakoto.
7Mampikaviavia (...) satria voalohany: Manavao ahy ny mampianatra. [1.1]
Exemples  8 Ankehitriny ny Fiangonana dia manavao ny fiarovany ny fianakaviana. [1.369#]
9 Izaho no manavao tany kely angaha, tamin' ny hatsiaka, ka somary seriserena kely teo ho eo. [2.332#]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
13 Impératif :

Anagrammes  14 manaova, 15 manavao, 16 manoava, 17 mavoana

Mis à jour le 2025/09/12