Entrée manatsidradraka (tsidradraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manainga ho avo: Manatsidradraka ny tongony amantanany ity zaza itỳ rehefa matory [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manatsidradraka
nanatsidradraka
hanatsidradraka
manatsidradraha
Synonymes manatsidradra

2010/05/05