Entrée manatsaka (hatsaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy
Mitovy hevitra: mamarana ~ mampitovy tantana ~ manaratsaka [1.1]
 Mandidy sisim-boky mba hampitovy azy. [Vocabulaire: Economie: imprimerie, dessin]
Manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13]
Explications en anglais To cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand. [1.2]
Explications en français Façonner
Entailler [1.13]
Morphologie 
Présent : manatsaka
Passé : nanatsaka
Futur : hanatsaka
Impératif : manatsaha

Entrée manatsaka (tsaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany [1.1]
Morphologie 
Présent : manatsaka
Passé : nanatsaka
Futur : hanatsaka
Impératif : manatsakà

Entrée manatsakà (tsaka)
Partie du discours impératif du verbe actif manatsaka [liste complète]

Mis à jour le 2023/01/20