Entrée manatoka (atoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Jereo manatsatoka [1.1]
Exemples 
1"Moa Ranona va hianao ?" Raha sendra anarany tokoa ilay voatonona, dia manatoka ny lohany izy [2.69]
2manatoka ny tandroka andriana eo ry zareo: ilay tandroka efatra mariky ny maha andriana ny olona nitondra teo aloha (tsy nisy nahazo nanorina am-pihemea raha tsy olona nifehy vahoaka. [2.245]
Morphologie 
Présent : manatoka
Passé : nanatoka
Futur : hanatoka

Entrée manatoka (hatoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en anglais  [Provincial] To implant or set one's self against, as in battle [1.2]
Morphologie 
Présent : manatoka
Passé : nanatoka
Futur : hanatoka
Impératif : manatoha

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/11