| Entrée | 1 manasazy |
| Radical | 2 sazy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manome sazy (na vola izany na zavatra mampangirifiry ny vatana, na fitanana am-ponja).
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to impose a fine on, to punish.
[1.7] |
| Explications en français |
6 punir d'une amende, punir.
[1.8] |
| Exemples |
7 na inona na inona no fanahy nataonareo, Ranavalomanjaka tsy manasazy anareo, tsy manangona ny fanana-nareo, fa izay harenareo rehetra ento mody any amin' ny taninareo.
[2.366#]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|