| Entrée | 1 manasavorovoro |
| Radical | 2 savorovoro |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to entangle, to put in disorder
[1.7] |
| Explications en français |
6 embrouiller, mettre en désordre
[1.8] |
| Exemples |
7 Ny hafetsen-dratsin'ny mpanao politika' dia ny fahaizany manasavorovoro ao an-tsain'ny vahoaka ireo karazan-javatra roa mahazo miova sy tsy mahazo miova ireo : Izahay no tanindrazana!
[2.503#]
|
| Morphologie |
|
| Synonymes | 12 manavorovoro |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|