Entrée manasaraka (saraka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamaritra ny fisarahana: Ity renirano ity no manasaraka ny Fivondronana anankiroa
Mampihataka mba tsy hifamely intsony: Ny mpampianatra no nanasaraka ireo mpianatra roa lahy niady [1.1]
Explications en français Décomposer, désaccoupler [1.13]
Morphologie 
Présent : manasaraka
Passé : nanasaraka
Futur : hanasaraka
Impératif : manasaraha

Mis à jour le 2023/01/20