Entrée manasaoka (saoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manampy tapadamba amin' ny akanjo mba hanalalahana azy amin' ny faritra sasantsasany: I neny no nanasaoka ny lobako teo amin' ny sorony fa tery loatra [1.1]
Morphologie 
Présent : manasaoka
Passé : nanasaoka
Futur : hanasaoka
Impératif : manasaoha

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20