Entrée manarontsarona (sarontsarona (sarona))
Partie du discours verbe actif
Exemples ny fisasasasan' ny riana no manarontsarona ny fikohokohon' ny akangadia any ho any [2.529]
Morphologie 
Présent : manarontsarona, manarontsaron-, manarontsarom-, manarontsaro-
Passé : nanarontsarona, nanarontsaron-, nanarontsarom-, nanarontsaro-
Futur : hanarontsarona, hanarontsaron-, hanarontsarom-, hanarontsaro-

Mis à jour le 2023/01/20