|
|
|
|

Entrée1 manaram-po
Mots élémentaires  2manarana, 3fo
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 manao danin' ny kibo [1.1]
Explications en anglais  6 to indulge in anything to one's entire satisfaction. Used with a good meaning as well as a bad one. [1.2]
7 to indulge to one's full satisfaction [1.7]
Explications en français  8 suivre ses goûts, se satisfaire [1.8]
Exemples  9 Ary tsy mahagaga raha feno olona mirombaka sy manarampo amin' ny ratsy ary manitsakitsaka ny namany ny taninfsika ankehitriny. [1.317#]
10 Fa mividy kosa aho, raha tondraka ny entana ka vitsy ny mpila, satria mitambotsotra ny vidiny ary mahazo manarampo mifidy ny tsara aho, satria vitsy ny mpividy. [2.5#]
Proverbes  11 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  12 mampañaro, 13 manaram-po, 14 mpanamaro, 15 mpanamora

Mis à jour le 2025/11/02