Entrée manapetraka
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Sihanaka] mametraka [Rakotosaona 1975]
 [ mañapetraka ] [Tanala] mametraka: Laha mienga anareo ka mañap'traha kelikele amin'iñy raha iñy (raha mandeha ianareo dia mametraha kely amin'iny zavatra iny) [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31