Entrée | manaofotoamborozano > manao fotoam-borizano | |
Mots élémentaires | manao ; fotoana ; borizano | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana [1.10] | |
[ manao fotoam-borozano ] Tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana [1.1] | ||