Entrée mananontanona (tanontanona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mipetraka kamokamo eo akaikin' olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo: Mananontanon-dava eo akaikiko io adala io
Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona azy
Mitovy hevitra: azo tsindry mandry ~ manaloka ~ manandindondindona ~ mandindona ~ mandondona ~ manindry ~ manombana ~ mitatao [1.1]
Morphologie 
Présent : mananontanona
Passé : nananontanona
Futur : hananontanona
Impératif : mananontanòna

Entrée mananontanòna (tanontanona)
Partie du discours impératif du verbe actif mananontanona [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20