Entrée manani-drova
Mots élémentaires mananika ; rova
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ny mpangalatra na ny mpikomy ka miditra ny rova hamono ny mpanjaka -- ny diso fitondran-tena naka ny vadin' ny mpanjaka koa dia notondroina ho manani-drova fa tena heloka lehibe izany [1.1]
Explications en anglais To steal from the palace. One of the capital crimes. [1.2]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/31