Entrée | 1 manandoka |
Radical | 2 sandoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mangalatra an-kafetsena, mifetsy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to defraud; to pretend to a position or dignity |
Explications en français |
6 [1.8] escroquer; prétendre être le maître de, se donner pour ce qu'on n'est pas |
Exemples |
7 Moa zanakao iolehilahyio, fa manandoka ho zanakao izy? [2.293#] 8 Ny manandoka olom-potsy ho andevo dia sazina omby 10 [1.123#] 9 Ny mpanompo manandoka ho Ambaniandro dia omena ny tompony. [1.123#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 15 manandoka, mandonaka, mankandoa, nandamako, nandamoka |
Mis à jour le 2023/10/20 |