|
|
|
|

Entrée1 manandevo
Radical  2andevo
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mitondra ohatra ny andevo [1.1]
Explications en anglais  5 to enslave, to reduce to slavery, to make a slave of any one. [1.2]
6 to practice slavery, to make a slave of [1.7]
Explications en français  7 pratiquer l'esclavage, réduire en esclavage [1.8]
8 asservir [3.1]
Exemples  9 Mbola ny Papa koa no nitso-drano azy amin' ny fahazoana manandevo ny olona tsy mety ho kristiana. [2.366#]
10 Ho azy ireo, ny rafitra, ny hevitra izay manandevo, tsy manafaka fotoana maharitra na oviana na oviana. [1.369#]
Morphologie 
11 Présent :
12 Passé :
13 Futur :
14 Impératif :

Anagrammes  15 manandevo, 16 mandevòna, mandevona

Mis à jour le 2025/11/02