Entrée manañandro
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Betsileo] Tsara vintana: Ly manañandre ny kilonga ko tsa mba mañatoña ombiasa koa ny ray amin-drene (Raha tsara vintana ny zaza dia tsy mba manantona mpanandro intsony ny ray aman-dreny) [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31