Entrée |
manampontsampona
(sampontsampona (sampona))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manakana, manao izay tsy hahatanteraka: Esory daholo izay manampontsampona ny fahatongavanao amin' ny fivoriana [1.1]
|
Explications en anglais | To hinder, to prevent [1.7]
|
Explications en français | Empêcher [1.8]
|
Exemples |
1 | Manampontsampona ahy ianao!
[2.270]
|
2 | Fa raha mba aty amin' ny lafin-kavan-dRamatoa kosa no mba misy raharaha mihetsika, lazaina fa mahavery rariny, tsy misy hanaovan-javatra, «sikidy mila voatsiary ka mampandihy ny marary», «manampontsampona tahaka ny fatiri' antitra", lanjam-bola;
[2.346]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manampontsampona |
Passé : |
nanampontsampona |
Futur : |
hanampontsampona |
Impératif : |
manampontsampòna |
|
Proverbes |
|
Entrée |
manampontsampòna
(sampontsampona (sampona))
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manampontsampona
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|