Entrée | 1 manampò |
Radical | 2 fo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mikasa: Nanampo ny hianatra aho ny maraina, kanjo nanavy tampoka ka namonjy fandriana Mihevitra, manantena: Tsy nanampo anao ho afaka mihitsy aho Mieritreritra, manao ho zavatra, miahy: Tsy manampo raharaha velively io Rangahy io [1.1] |
Explications en anglais |
5 to have in one's mind, to expect, to intend, to purpose. [1.2] 6 to expect [1.7] |
Explications en français |
7 prévoir, s'attendre à [1.8] |
Exemples |
8 Koa samia manampo ady tsara, sao manan-kevitra hafa ka manantena hihodividivitra.
[2.588#]
9 Tsy mba manampo ny hahazo sitraka na torolalana izy ireny fa dia mitozo befahatany. [2.895#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot manampò |
Anagrammes | 15 manampò, 16 manompa, manompà, 17 mpamòna |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |