Entrée manampirina (ampirina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandamina, mandahatra: Manampirin-trano isa-maraina izy
¶ Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hanampirina ireto bokiko ireto aho [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manampirina
nanampirina
hanampirina
Synonymes mampirina

Mis à jour le 2020/07/31