Entrée |
manamby
(tamby)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany [1.1]
|
Explications en anglais | To hire for wages [1.7]
|
Explications en français | Prendre à gages [1.8]
|
Exemples | Ary hoy izy: raha tsy omeny izany manamby azy izany nefa ny karamany, iza no mba hitarainany?
[2.366]
|
Morphologie |
Présent : |
manamby |
Passé : |
nanamby |
Futur : |
hanamby |
Impératif : |
manambaza |
|
|
Entrée |
mañamby
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Bara]
Miaro [1.78]
|
|