| Entrée (1/2) | 1 manamby |
| Radical | 2 tamby |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to hire for wages.
[1.7] |
| Explications en français |
6 prendre à gages.
[1.8] |
| Exemples |
7 Ary hoy izy: raha tsy omeny izany manamby azy izany nefa ny karamany, iza no mba hitarainany?
[2.366#]
|
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 12 mañamby |
| Partie du discours | 13 verbe actif |
| Explications en malgache |
14 miaro.
[Bara]
[1.78] |
| Anagrammes | 15 mambañy, 16 mañamby, manamby, 17 manimbà, manimba |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|