|
|
|
|

Entrée1  manamboatra
Radical  2  voatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao, manome endrika: Manamboatra trano
Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro
Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay
Explications en anglais  5  [1.7] to arrange, to prepare; to repair
Explications en français  6  [1.8] arranger: préparer; réparer
Exemples  7  ary manorina sy manamboatra ny trano tokony hivavahany; [2.366#xxx]
8  Afaka manamboatra ianareo roa lahy, hoy ny navaliny anay. [2.445#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Synonymes  12  mamboatra

Anagrammes  13  manamboatra, manarambato

Mis à jour le 2023/01/20