|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manambara
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  ambara
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe
Milaza: Iza no nanambara izany taminao?
Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any
Explications en anglais  9  [1.2, 1.7] to reveal, to disclose
10  [1.2] to tell, to announce
Explications en français  11  [1.3, 1.8] révéler; annoncer
12  [1.3] dire, manifester
Exemples  13  [2.245#] Porofo faharoa manambara fa narahin-teny ny Mpifehy rehetra.
14  [2.445#] Raha tsy mahatadidy ianao dia ity ny gazety manambara izany.
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot manambara

Entrée (2/2)16  manambara
Partie du discours  17  impératif du verbe actif manambatra [Liste complète]
Radical  18  tambatra
Synonymes  19  manatambara

Anagrammes  20  anambaram, manabaram, manambara

Mis à jour le 2025/07/29