|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manambara
Radical  2 ambara
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe.
5 Milaza: Iza no nanambara izany taminao?.
6 Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any. [1.1]
Explications en anglais  7 to reveal, to disclose. [1.2, 1.7]
8 to tell, to announce. [1.2]
Explications en français  9 révéler; annoncer. [1.3, 1.8]
10 dire, manifester. [1.3]
Exemples  11  Porofo faharoa manambara fa narahin-teny ny Mpifehy rehetra. [2.245#]
12  Raha tsy mahatadidy ianao dia ity ny gazety manambara izany. [2.445#]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)18  manambara
Radical  19 tambatra
Partie du discours  20  impératif du verbe actif manambatra [Liste complète]
Synonymes  21 manatambara

Mis à jour le 2025/11/02