|
|
|
|

Entrée1  mana-manjò
Mots élémentaires  2  manana, 3  man
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  maty havana, manan-kavana nody mandry [1.1]
Exemples  6  Ary dia i Mbelo no nitsapa alahelo ny manamanjo. [2.4#]
7  mana-manjo izy (Il a eu le malheur de predre quequ'un de sa famille) [1.3#874]
8  Dia mankeo amin' ny toerana iray ny manamanjo, dia manatona manao veloma azy eo ny mpandevina, ary misy mametraka teny fohy ho fampiononana azy. [2.347#74]
Synonymes  9  tompo-manjo, tompom-pahoriana
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot mana-manjò

Mis à jour le 2025/09/12