Entrée (1/2) | 1 manamaizina |
Radical | 2 maizina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mahatonga ho maizina: Manamaizina ny trano io hazo midoroboka io ka aoka hotapahina [1.1] |
Explications en anglais |
5 to darken, to make dark [1.2] 6 to make dark [1.7] |
Explications en français |
7 obscurcir [1.3, 1.107, 1.8] 8 plonger dans l'obscurité [1.3, 1.8] |
Exemples |
9 ny alahelonao noho ny fisarahanao amiko, izay manaloka ka manamaizina izao marainan'ny fiainanao izao, dia mbola ho lasa [2.324] 10 manamaizina ny trano ny aloky ny hazo (l'ombre des arbres rend la maison obscure) [1.3] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 15 manamaizìna |
Radical | 16 maizina |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif manamaizina [Liste complète] |
Anagrammes | 18 anamaizinam, manamaizina, manamaizìna |
Mis à jour le 2023/01/20 |