|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manaloka
Radical  2  aloka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manome aloka, miaro amin' ny hainandro: Mikisaha etsy avaratra fa bey misy manaloka anao eo amin' ny misy anao eo
5  Mampahamaizina: Arodany io rindrina io fa manaloka be ihany
6  Manakona ny voninahitra ka mampihena ny fahefana: Betsaka ny andriana ambony novonoin-dRanavalona reniny fa natahorany hanaloka azy [1.1]
Explications en anglais  7  to cast a shadow; to cover so as to afford shelter; to obscure from the light. [1.2]
8  to cast a shadow on ; to protect [1.7]
Explications en français  9  ombrager; obscurcir ; abriter [1.8]
Exemples  10  sa ala manaloka ny ony tonga maitso? [2.445#]
11  Ny tany efa kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. [2.117#]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Entrée (2/2)16  manaloka
Partie du discours  17  verbe actif
Explications en malgache  18  manonofy ny olo-maty [Tambahoaka] [1.78]

Anagrammes  19  lamokana, malokaña, manakalo, manaloka, manolaka, manôlaka, nalamako, nalamoka, namalako, namolaka

Mis à jour le 2023/01/20