|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manalava
Radical  2  lava
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manohy, manovona: Iza no nanalava itỳ tady itỳ?
5  Mahatonga hitaritarika, mampitarozaka: Manalava resaka koa Rangahy iny ka very foana teto ny andro
6  Manela: Manalava ny adin' ny olona io mpitsara io [1.1]
Explications en anglais  7  to lengthen [1.2, 1.7]
8  to prolong the time [1.7]
Explications en français  9  allonger; prolonger, proroger [1.3, 1.8]
Exemples  10  manalava resaka izaitsizy izy (Il prolonge étonnamment la conversation) [1.3]
11  manalava ny adintsika io mpitsara io (Ce juge prolonge notre procès) [1.3]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Entrée (2/2)16  manala
Radical  17  lava
Partie du discours  18  impératif du verbe actif manalava [Liste complète]

Anagrammes  19  analavam, manalavà, manalava

Mis à jour le 2023/01/20