|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mañalady
Radical  2  malady
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  manafaingana [Bezanozano] [1.78]
Exemples  5  Avy manalady ilay diso, na ny fianakaviany. [2.508#]
6  Raha voaporitra hanao izany dia manalady fatratra ery. [2.285#]
Mots composés 

Entrée (2/2)8  manalady
Radical  9  halady
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11  [mañalady] miala tsiny [Bezanozano] [1.78]
12  Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao)
13  Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko [1.1]
Explications en anglais  14  to apologize, to excuse one's self. This word is often used in requesting persons to withdraw. [1.2]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot manalady

Anagrammes  21  madilana, manalady, mañalady, mandalia, nadalaim, niadalam

Mis à jour le 2023/09/25