Entrée mañalady (malady)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bezanozano] manafaingana [Rakotosaona 1972]

Entrée manalady (halady)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [ mañalady ] [Bezanozano] miala tsiny [Rakotosaona 1972]
   Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao)
¶ Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to apologize, to excuse one's self. This word is often used in requesting persons to withdraw. [Richardson 1885]
Morphologie  
manalady
nanalady
hanalady
manaladia
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2011/10/29